Nahemotra amin’ny fotoana voafetra ny famolavolana an’ilay lalàna tokony hihatra amin’ny fandraisana mpiasampanjakana vaovao. «Mbola ho hita eo izay ho tohiny...
Andrasan’ny mpitatitra eny amin’ny Fasan’ny karàna ny fihaonana amin’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny toetrandro mikasika ny famindrana azy ireo eny amin’ny...
Niredareda ny afo teny Ampasamadinika, omaly. Niainga tany amin’ny rihana ny afo tao amin’ilay tranobe misy ny Ofisim-pirenena misahana ny fanabeazana amin’ny...
Amin’ny sabotsy 16 oktobra 2021 ho avy izao no hanatontosana ny fifidianana an’ireo mpikambana ao amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Io no...
Nankatoavin’ny HCC, omaly, ny fahabangantoerana roa eo anivon’ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimieran-doholona. Isan’izany ny toeran’ny loholona Imbiky...
Mbola misy ireo taksy-môtô miasa eto an-drenivohitra, amin’izao fotoana izao, na dia tsy nankatoavin’ny filankevitra monisipaly aza ny fampanarahan-dalàna azy...
Niitatra sy nandoro tanàna ny afo tamina tanety nirehitra tany amin’ny fokontany Analatsifaka, kaominina Tsiroanomandidy Fihaonana, distrikan’i...
Namoy ny ainy teo no ho eo ny lehilahy dimy anisan’ ireo mpandeha tao amin’ny taksiborosy marika “Mercedes Sprinter” nivadika tany amin’ny lalam-pirenena...
Nanome baiko hentitra ireo lehiben’ny zandarimaria rehetra manerana ny Nosy ny jeneraly Gellé Serge, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria (SEG) amin’ny...
Nohitsian’ny môtô iray nentina lehilahy ny sakana nataon’ireo mpitandro filaminana teny Mahamasina mihazo ny CEG Antanimbarinandriana, tamin’ny alin’ny lalao...
Niaraka nifampidika tamin’ny minisitry ny Fizahantany, Randriamandranto Joel, teny amin’ny minisitera iadidiany, ireo mpikambana eo anivon’ny Ofisim-paritra...
Nivoaka tamin’ny herinandro lasa teo ny fiantsoana an’ireo kandidà maniry ny hisolo tena ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana (HCC) ao amin’ny Vaomieram...
Vita tamin’ny zoma 3 septambra lasa teo ny filankevitra manokana nandinihina ny tetibola ho an’ny faritra niarahan’ireo governora sy ireo ekipan’ny...
Mitaky vola 15 tapitrisa ariary ny andian-jiolahy naka ankeriny lehilahy iray mpitety tsena nitondra môtô tany Analampika-Sambalahy, any Ambatofinandrahana...
Hampiharina amin’ireo fiara sy môtô tsy manaja ny lalànan’ ny fifamoivoizana, indrindra ny sisin’arabe, manerana ny renivohitra ireo fitaovam-pigiazana ny...
Nahafaty jiolahy roa indray ny polisy any Toamasina, omaly maraina. Vao andro vitsy lasa izay no nandavoan’izy ireo telo lahy hafa. Tafiditra ao anatin’ny...