Sokajy -Bemiray

Bemiray Zavakanto

Mozika gasigasy

Manohy ny fizarana kanto gasigasy mampiavaka azy i Mirana sy Vanintsoa ao amin’ny tarika Ry Kala Vazo, na tsy eo intsony aza i Mitchou. Hisy ny fampisehoana...

Bemiray Zavakanto

Fampisehoana

Hiakatra ny lampihazon’ny IFM etsy Analakely ny tarika Loharano amin’ny 27 marsa 2020. Fampi- sehoana, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa fampiroboroboana ny...

Bemiray Zavakanto

Fifaninanana boky

Fantatra ireo boky valo amby roapolo voaray hifaninanana amin’ny «Prix Les Afriques ».  Isan’ny voasafidy ny «Zébu boy»  an’i Aurélie Champagne Razafindrakoto...

Bemiray Zavakanto

Dama Mahaleo

Manohy ny lalany ao anatin’ny “Gitara mitety faritra” i Dama, ao amin’ny tarika Mahaleo. Any amin’ny La Chaud’hier, any Fianarantsoan no hisantarany ny...

Bemiray Zavakanto

Fampisehoana

Hampiakatra an-dampihazo ny tarika « Feo Manga Telo », etsy amin’ny Sehatra malalaka ARO Antsahavola ny fikambanana Sehatra Ba Gasy, amin’ny sabotsy 14 marsa...

Bemiray Zavakanto

Famakiana boky

Nahatonga boky vaovao ny efitrano famakiana boky ao amin’ny ivon-toerana CGM Analakely. Maro karazana ny boky hita ao, toy ny tantara foronina, tantara an...

Bemiray Zavakanto

Fampirantiana

Varotra fampirantiana maneho ny hatsarana amin’ny endriny maroloko  no atolotry ny Ivon-toeran’ny kolontsaina malgasy (IKM) Antsahavola, amin’ity volana marsa...