Sokajy -Tapatapany

Tapatapany

Tsenan’ny Coum 67Ha

Nafindra vonjimaika eny amin’ny tany malalaka Andohotapenaka ireo mpivarotra fanaka sy asa tanana malagasy tao amin’ny Coum 67Ha mandrapahavita ny fanamboarana...

Tapatapany

Fitateram-bahoaka

Manohy sy manamafy ny hetsika fanaraha-maso an’ireo fiara fitaterambahoaka sy fiarakaretsaka amin’ny fiarovana ny tsy fiparitahan’ny valanaretina Covid-19 ny...

Tapatapany

Kaly Tsinjo

Hitohy any amin’ny faritra ny fizaràna Kaly Tsinjo na sakafo masaka ho an’ireo olona marefo, manomboka anio ho an’i Toamasina, Fianarantsoa ary Toliara ary...

Tapatapany

Rongony mavesatra

Saron’ny polisy tampoka ny lehilahy iray nahitana vovo-drongony mahery vaika “heroïne”, teny Tanjombato, tamin’ny harivan’ny 8 marsa la teo. Polisy handeha...