Nifarimbona nanara-dia dahalo nandroba omby efatra, tany Belambo, Ambatolampy, tamin’ny alin’ny zoma ny fokonolona sy ny zandary. Tratra teny an-dalana ireo...
Sokajy -Tapatapany
Namoy ny ainy ny tovolahy iray nitrandraka vato, tany Mananara Avaratra, afak’omaly. Teo am-panaovana ny asany mihitsy izy no tototry ny tany. Nifamonjena...
May tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra tao amin’ny trano fikarakarana endrika amam-bika, tany Ambohimiadana Ambositra, afak’omaly alina. Niitatra tao...
Tanterahina etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina nanomboka ny 6 septambra ka hatramin’ny 12 septambra ho avy izao ny “Forum” iraisampirenena momba ny haitao...
Namoy ny ainy ny lehilahy, voalaza fa mpimasin’ireo dahalo malaza any Ankilizato-Mahabo, omaly maraina. Noentin’ireo zandary andeha hijoko hisambotra iretsy...
Nihaona tamin’ny minisitra Razafindravahy Edgard, ny filohan’ny orinasa Première Ligne mpikarakara ny “Foire Internationale de Madagascar”, Ramiaramanana...
Tra-tehaky ny polisy any Mahanoro ny lehilahy fito nahatrarana vola sandoka roa alina ariary mitentina efapolo tapitrisa ariary, afak’omaly. Miely any an...
Amin’ny zoma ho avy izao no hametraka ny vato fehizoron’ny fanamboaran-dalana RN6 mampitohy an’Antsiranana amin’Ambanja ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina...
Mikarakara fifaninanana famokarana tahirin-kevitra hampiasaina amin’ny fanabeazana na «Ressources Éducatives Libres» (REL) ny minisiteran’ny Fanabeazampirenena...
Notafihin’ny jiolahy ampolony nitondra basy mahery vaika ny kamiao nitondra entana ilaina andavanandro tany Farihimena-Ambatofinandrahana, tamin’ny alin’ny 3...