Sokajy -Tranga samihafa

Tapatapany

Tantara mitohy

Mbola hanatitra antontan-taratasy fitoriana mikasika ny voalaza fa fisiana kolikoly nandritra izao fitondran’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina izao...

Tapatapany

Fanamboarana basy

Ravan’ny zandarimaria any Tsiroanomandidy ny tambazotra iray mpanamboatra basy. Voasambotra tamin’ny 12 mey lasa teo tokony tamin’ny 6 ora maraina tany...

Tapatapany

Nangataka fiarovana

Tonga nihaona tamin’ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena teny Betongolo, ny masoivohon’i Korea sy...

Tapatapany

Fizaràna traikefa

Nosantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny sekolim-pirenena fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha, tetsy Tsaralalàna ny fampiofanana ireo...

Tapatapany

Namono mpitsara

Naiditra am-ponja vonjimaika any Fianarantsoa, tamin’ny 4 mey lasa teo ireo olona miisa telo ambin’ny folo voarohirohy nanafika ny filoha lefitry ny Fitsarana...

Tapatapany

Matin’ny famaky

Namoy ny ainy ny vehivavy iray voakapa famaky, ny alin’ny alakamisy lasa teo rehefa notafihin’ny jiolahy tao an-tranony tany Saririaka, any Andranohinaly...