Sokajy -Tranga samihafa

Tapatapany

Namono mpitsara

Naiditra am-ponja vonjimaika any Fianarantsoa, tamin’ny 4 mey lasa teo ireo olona miisa telo ambin’ny folo voarohirohy nanafika ny filoha lefitry ny Fitsarana...

Tapatapany

Matin’ny famaky

Namoy ny ainy ny vehivavy iray voakapa famaky, ny alin’ny alakamisy lasa teo rehefa notafihin’ny jiolahy tao an-tranony tany Saririaka, any Andranohinaly...

Tapatapany

Fampiofanana

Manomboka anio ny fampiofanana an’ireo mpitsara handray toerana eo anivon’ny rafi-pitsarana manokana hisahana ny kolikoly. Etsy amin’ny sekolim-pirenena...

Tapatapany

Fatim-behivavy

Hita tao an-tranony teny Ambohi- manala-Andoharanofotsy ny vatana mangatsiakan’ny tovovavy iray 18 taona, tamin’ny alin’ny zoma 11 mey lasa teo. Ny rahavaviny...

Tapatapany

Famosaviana

Tsy nahatsiaro tena ny olona efatra tany Toamasina, tamin’ny zoma hariva teo tokony tamin’ny 4 ora. Araka ny angom-baovao avy any an-toerana, dia nomen’ny...