Sarona, tamin’ny alakamisy 5 novambra lasa teo, ny fisandohan’ity lehilahy iray ho kaomiseran’ny polisy, efa efa-taona izao. Fantatra fa na ny vadiny sy ny...
Sokajy -Tranga samihafa
Henjankenjana amin’ny firenena mety hiharan’izany ny fanarahana fitsipika napetraky ny Kaonfederasiona afrikana, amin’ity andro fahatelo sy fahefatry ny...
Nalain’ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona, any Antsirabe, omaly, ny lehilahy iray voatondro ho nanolana zazavavikely 10 taona. Fantatra tamin’ny...
Nahitana fatin-dehilahy nihantona tamin’ny hazo, tany Antsongombato, Mandoto, afak’omaly. Tsy nisy nahafantatra azy ireo nanatri-maso. Voalaza fa tsy nentina...
Mientana sy manome tanana manoloana ny Kere any Atsimo ihany koa ny Governoran’Analamanga, tamin’ny alalan’ny fanolorana fanampina vary zato gony sy voamaina...
Tra-tehaky ny zandary, tany Beloha, ny omby iray kamiao tsy misy taratasy ara-dalàna, izay nisy nikasa hamoaka an-tsokosoko tany Ampanihy. Nentina any...
“Manan-jo handefa ireo lalao mandroso sy miverina hihaonan’i Madagasikara amin’i Côte d’Ivoire ny fahitalavi-pirenena TVM”, hoy i Belalahy Jean Yves, tale...
Nahitana fatin-jazarano roa ny rano tetsy Tsaramasay sy teny Soanierana, omaly maraina. Milaza ho tsy mahafantatra ny mety ho niaviany na ny olona nanary...
Efa hita, afak’omaly, ny telo tamin’ireo razana dimy tototry ny tany tamin’ny lava-bato tany Vohémar, tamin’ny sabotsy lasa teo. Eo am-panaovana ny...
Voasambotry ny polisy nanao fisafoana teny Ambodin’Isotry, tamin’ny alin’ny zoma lasa teo, ny mpanendaka iray nitondra basy poleta sy antsy roa. Mbola nahitana...