Maty tsy tra-drano ny zazavavikely iray, folo taona, mipetraka any Vinanivao, distrikan’Antalaha. Voalaza fa novonoin’ny reniny tamin’ny kapoka sy daroka ary...
Sokajy -Tranga samihafa
Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-baovao Ivato, afak’omaly alina. Maty tsy tra-drano ny lehilahy, dimy amby efapolo taona, nandeha môtô...
Tra-tehaky ny sakan’ny zandary tany Berivotra 5/5 any Maevatanàna, omaly antoandro ilay fiara tsy mataho-dalana marika « Hyundai Galloper » very teny...
Tratra teo am-pivarotana rongony, taorian’ny vela-pandrika nataon’ny polisy tamin’ny alatsinainy lasa teo, ny lehilahy telo, teny Ambohidrazaka Alasora...
Tafaporitsaka ny telo tamin’ireo andian-jiolahy nifampitifitra tamin’ ny polisy tany Toamasina, afak’omaly. Mitohy ny fikarohana azy ireo, hatramin’ny omaly...
Voatondro ho nanolana zazavavy, 14 taona, tany Antoby Atsinanana, Miarinarivo, ny ben’ny tanàna teo aloha iray. Natolotra ny Fampanoavana, afak’omaly, ka...
Naiditra am-ponja any Miarinarivo ireo olona roa ambin’ny folo rahalahiny sy zaodahiny ary fianakavian’ilay pasitera maty novonoin’ny jiolahy, tany...
Grenady “offensive” sy “défensive” marobe voalaza fa nokasaina hanakorontanana teto an-drenivohitra, tao anatin’ny taona maro, no nopotehina tany Langaina...
Nifanenjehan’ny fokonolona ka voasambotra ny tovolahy iray, 18 taona, nanao sinto-mahery teny 67Ha, afak’ omaly. Rojo volafotsy ana vehivavy iray nandeha...
Saika lasa lavenona ny tanànan’i Malalia any Iaritsena, distrikan’Ambalavao, noho ny firehetana niseho, afak’omaly alina. Fantatra fa afo nampirehetin’ny...