Sokajy -Tapatapany

Sosialy Tapatapany

Aron-tava

Mitohy ny fizaràna aron-tava eny anivon’ireo fokontany. Filaharambe no hita tetsy amin’ny fokontany Andavamamba Anatihazo, omaly. Betsaka ny olona naka ny aron...

Sosialy Tapatapany

Fitaterana

Mbola mitohy hatramin’ny 5 mey ho avy izao ny fanomezan’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana (ATT) taratasy fahazoan-dalana hiasa vonjimaika ho an’ireo...

Sosialy Tapatapany

Tan-tsoroka

Nanolotra aron-tava miisa roa hetsy ho an’ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) sy ny any Antsiranana ireo fikambanana orinasa sinoa miisa folo, eny...

Sosialy Tapatapany

Tosika Fameno

Filaharam-be no tazana teny amin’ny masoivohon’ny banky BOA Antaninarenina, omaly, tamin’ny fakàna nyTosika Fameno mitentina 100 000 ariary isaky ny...

Sosialy Tapatapany

Fifamoivoizana

Miverina tsikelikely amin’ny fiainana andavanandro ny eto an-drenivohitra, tahaka izay tsikaritra amin’ny sehatry ny fifamoivoizana. Mihabetsaka ireo toerana...