Sokajy -Tapatapany

Samihafa Tapatapany

Vaky trano

Tsy tanteraka ny asa ratsy tamin’ny vaky trano niseho tany Ambalabe Antsohihy, afak’omaly maraina. Tsy tafiditra tao an-trano ireo olon-dratsy na dia efa...

Kolontsaina Tapatapany

Tence Mena

Namoaka ny « Misaotra Ray ô! », andro vitsivitsy taorian’ny fivoahany ny hôpitaly, i Tence Mena. Anehoany fisaorana an’Andriamanitra tamin’ny fahasitranana...

Sosialy Tapatapany

Fotodrafitrasa

Nanomboka tamin’ny sabotsy ny fanamboaran’ny orinasa Jirama ny jiro teny amin’ny kaominina Tanjombato. Tao amin’ny fokontany Ambohimanatrika no nanombohana ny...

Sosialy Tapatapany

Fanampiana

Nanolotra fitaovana  toy ny aron-tava sy tanana ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana manerana ny Nosy ny govenremanta sinoa. Ho fiarovana azy ireo amin’ny...

Sosialy Tapatapany

Fifanohanana

Nanolotra solika efatra arivo litatra ho an’ireo mpisehatra ao amin’ny Ivon-toeram-pibaikoana momba ny Covid-19 (CCO) Ivato ny sampan’ny fiahiana ny...

Sosialy Tapatapany

Tazo mahery

Nampitandrina ny mponin’i Mahajanga ny amin’ny fisian’ny tazo mahery antsoina hoe «  dengue  » ny Ben’ny tanànan’ny renivohitry ny voninkazo, Mokthar Salim...

Sosialy Tapatapany

Fitaterana

Nambaran’ny solontenan’ny mpitatitra ao amin’ny vondron’ny kaoperativan’ny mpitatitra ivelan’ny renivohitra (UCTS) fa mangataka fihaonana amin’ny Filohan’ny...

Samihafa Tapatapany

Savorovoro

Horakoraka tsy nifandrenesana teny Ambaniala Itaosy, omaly takariva. Fitakiana amin’ny hahafahana mivezivezy malalaka sy hiverenana mivarotra no nataon’ireo...