Nitokona nanakan-dalana sady nandoro kodiarana vokatry ny fahatapahan’ny rano, efa ho andro maromaro izao, ny mponina teny Ankatso I, omaly. Tsiahivina fa...
Sokajy -Tapatapany
Hitohy ny fizaràna lay misy odimoka any amin’ireo distrika tena lasibatry ny tazomoka ho fanamafisana ny fiarovana ny mponina amin’ny valanaretina. Distrika...
Mihamahazo vahana manerana ny Nosy ny Varatraza na ny tsioka Alizay, amin’ity herinandro ity, araka ny fampahafantaran’ny sampana mpamantatra ny toetrandro...
Ahemotra amin’ny fotoana manaraka ny hetsika « foara iraisam-pirenena eto Madagasikara » (FIM), noho ny fanohizana ny fepetra fihibohana...
Misy tombony ho an’ireo mpandray fisotroandronono ny fampiasana ny « paositra money » araka ny fampahafantarana nataon’ny Paositra Malagasy, ka lehibe...
Kianin’ny rodoben’ny sampana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ny fanapahan-kevitra maika tamin’ny firosoan’ireo mpitatitra avy hatrany tamin’ny fitokonana satria ireo...
Mampahafantatra an’ireo firenena rehetra ireo sampana ao amin’ny Firenena mikambana miaraka amin’ny Banky iraisam-pirenena mikasika ny fiantraikan’ny...
Nanomboka, afak’omaly, ny famolavolana ny laza adina Bepc ho an’ity taompianarana 2020 ity manerana ny Nosy. Ireo mpampianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina...
Hihazo an’i Toamasina, amin’ity herinandro ity, ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Hijery ifotony sy hanomboka ny fizaràna ny « Tosika Fameno » ho an’ny...
Aron-tava sy tambavy Mitohy ny fizaràna aron-tava sy tambavy « Covid organics » na CVO ho an’ny mponina, izay iandraiketan’ireo mpikambana ao amin’ny...