Nanolotra fanampiana, toy ny hazandrano ambifotsy sy vary ary voamaina sy kojakoja hafa ilaina andavanandro, ho an’ireo niharamboina noho ny fandalovan’ny...
Sokajy -Sosialy
Hitondra vahaolana amin’ny kere any amin’ny faritra Atsimo ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Mponina, fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny...
Ao anatin’ny famahana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina ny orinasa Jirama, amin’ny alalan’ ny tetikasa fametrahana famokarana sy...
Lasibatry ny tsy fahampian-tsakafo. Mihatra aman’aina amin’ireo zaza mihitsy ny hanoanana lalimpaka na Kere any amin’ny faritra Atsimo. Ankizy valo no namoy...
Miandry fandaminana matotra ireo sekolim-panjakana sasany mialoha ny fanombohan’ny fandraisana fisoratana anarana amin’ny taom-pianarana manaraka. Mihantona...
Vinavinaina hivoaka, amin’ny faran’ity herinandro ity, ny voka-panadinana BEPC eto amin’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) Antananarivo renivohitra...
Mitohy ny fampiofanana, izay mizara andiany roa ambin’ny folo, amin’ny fampahafantarana ny fehezam-pitsipika ho an’ny fikoloam-pahasalamana na (CMH) eto...
Vao ny 41% -n’ny vehivavy malagasy ihany, izay latsaky ny 25 taona ny ankamaroany, no mampiasa ny fanabeazana aizana, araka ny tarehimarika avy amin’ny...
Fankasitrahana amin’ny alalan’ny lelavola 2 tapitrisa ariary no hatolotry ny fanjakana ho an’ireo olona manampy ny mpitandro filaminana amin’ny...
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy teny Andohatapenaka, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, ny tranonkala vaovao « www.bons-plans-tourismemadagascar...