Nanohy ny tetikasany amin’ny famahanana sakafo mafana ny mponina na ny “Resto du Coeur – Anil Pala”, teny amin’ny fokontany Ilafy, ny Rotary Club Antananarivo...
Sokajy -Sosialy
Alizay malefaka tsy marin-toerana no nambaran’ny eny amin’ny sampana famantarana ny toetrandro fa mamaritra ny toetry ny andro eto amin’ny faritra Analamanga...
Namerina nampiakatra ny raharaha mikasika ny fanesorana ireo mpivarotra etsy amin’ny Esplanade Analakely eny amin’ny Filankevipanjakana ny kaominina...
Handraisan’ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) fepetra hentitra ireo fanorenana maro eny ambony tatatra, noho izy ireo manakana fivoahan’ny rano ka...
Maro ireo namaly ny antso fahalinan’ny minisiteran’ny Fitaterana, fizahantany ary famantarana ny toetrandro mikasika fanokafana zotra fitateram-bahoaka...
Mitohy ny ezaka fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ataon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ka anisan’izany ny fanangonam-boky ho fanampiana ireo...
Hankalaza ny iray volan’ ny fahasalaman’ny saina isika eto Madagasikara amin’ity volana oktobra ity. Natomboka tamin’ny fikaonan-doha mikasika ny fankalazana...
Trano dimampolo misy mponina telonjato mahery no ho rava trano, etsy amin’ny Fokontany Ankadifotsy Befelatanana. Misy vahiny milaza ho tompon’ny tany ary...
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny vovonantserasera antsoina hoe vehivavy 50 tapitrisa mandray fitenenana ho an’ny teto Madagasikara, tamin’ny zoma lasa teo...
Faritany efatra amin’ireo enina no efa naharaisan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (Ceni) antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho...