Manoro ny lalana handresena amin’ny ady amin’ny fanolanana ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika sady filohan’ny fikambanana Fitia, Rajoelina Mialy, ka nampirisika...
Sokajy -Sosialy
Nodisoin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena tanteraka ny fanasoketana niparitaka tany amin’ny tambazotra Facebook, tamin’ny alalan’ny sary mampiseho kahie...
Mientana sy manome tanana manoloana ny Kere any Atsimo ihany koa ny Governoran’Analamanga, tamin’ny alalan’ny fanolorana fanampina vary zato gony sy voamaina...
Nitokona nanakan-dalana sady nandoro kodiarana vokatry ny fahatapahan’ny rano, efa ho andro maromaro izao, ny mponina teny Ankatso I, omaly. Tsiahivina fa...
Tombanana ny fiforonana rivo-doza any atsinanan’ny ranomasimbe Indiana, ato ho ato. Hivoatra tsikelikely ny lalan’ilay andro ratsy saingy tsy atahorana...
Namoaka ny valim-panadinana bakalôrea ny tany Mahajanga, omaly, taorian’i Toamasina sy Fianarantsoa. Nahatratra 43,69% ny taham-pahafahana tamin’ny bakalôrea...
Hanolotra fanampiana ara-tsosialy ho an’ireo mpiasa mpikambana ao aminy ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy na Cnaps. Ireo mpiasa natsahatra...
Mitaky ny hamerenana amin’ ny laoniny amin’ny fotoana faran’ izay haingana ny faritra nihotsaka eny Ampasamadinika ny mponina eny an-toerana. Efa andro maro no...
Niroso tamin’ny fitsarana an’ireo taratasim-panadinana bakalôrea ny mpitsara, nanomboka omaly tolakandro. Tamin’ ny alakamisy lasa teo no nifarana ny adina an...
Miitatra tany amin’iny faritra Avaratry ny Nosy iny ny fanaraha-maso nataon’ny Foibe fitsarana fiarakodia (DGSR) mba ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana...