Sady ho hitam-bahoaka no hanombanana ny asan’ireo governora isam-paritra ny hevitry ny Filohan’ny Repoblika, Rajoe- lina Andry, izay nampahafantariny tany...
Sokajy -Samihafa
Fantatra fa iray tanàna sy mpiara-monina amin’ny olona lasibatry ny fandrobàna ihany ireto lehilahy dimy voarohirohy ho nanao ny fanafihana tany...
Ankoatra ny fanangonambola ataon’ny Diary Nofy mba hahafahana manonta boky ho an’ireo ankizy sahirana any amin’ ny Sekoly fanabeazana fototra EPP...
Namoy ny ainy vokatry ny tsatok’antsy ity lehilahy tany Betrandraka, Tsaratanàna, herinandro lasa izay. Voasambotra kosa ny lehilahy iray voarohirohy ho...
Niharan’ny lozam-pifamoivoizana ireto tovolahy sy tovovavy, mpinamana, samy manodidina ny roapolo taona, nanao taingin-droa tamina môtô rehefa nifandona...
Hitondrana fanohanana an’ireo mpisehatra amin’ny fanodinana sarimihetsika ny vondron’ireo firenena miteny sy mampiasa ny teny Frantsay (OIF). Fihaonam-be...
Ho fisorohana ny korontana, tany Toamasina, no namindrana toerana tany amin’ny biraon’ny Kaomisaria foibe, tao Bazarikely ny fandraisan’ny mpitsara mpanao...
Raikitra ny fifandonana mahery vaika teo amin’ireo mpitandro filaminana sy ny andian-jiolahy heverina ho tompo-marika tamin’ny famonoana ankitsirano ny Ben’ny...
Namoaka hira hoentina misaotra ny ekipam-pirenena malagasy taranja baolina kitra na ny Barean’ i Madagasikara ilay mpanakanto malagasy mizaka ny zom-pirenena...
Manamafy ny firosoana amin’ny fampindramam-bola hataon’ny Tahirim-pirenena ho amin’ny fiahiana aratsosialy (Cnaps) ho an’ireo mpiasa amin’ny orinasa tsy...