Nohalalinina ny lakandrano eny amin’ny farihy Masay ho fisorohana amin’ny fiakaran’ny rano amin’ny fotoanan’ny fahavaratra. Manana velarana dimy hekitara ity...
Sokajy -Samihafa
Vaovao mahafaly ho an’ireo mpankafy dihy. Hotanterahina ihany ilay lanonana goavana ho an’ny dihy any amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy...
Hiverina amin’ny laoniny ao anatin’ny fanajana ny fepetra fiarovana amin’ny valanaretina rehetra ny fampianarana ireo sehatra kanto rehetra sy fanolorana...
Nindaosin’ny fahafatesana vokatry ny fianjeran’ny andrin-jiron’ ny Jirama taminy ny vehivavy iray, tany Morafeno-Antsiranana I, afak’omaly. Vaky mihitsy ny...
Maty voatifitry ny polisy ny lehilahy iray nanendaka Baiboly tamin’ny vehivavy iray teny 67 Ha, raha tafaporitsaka kosa ny roa lahy, rehefa nifanehitra...
Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-62 taonany, tamin’ ny sabotsy teo, Ratsifandrihamanana Nirina, mpanamory fiarakodia zokiny indrindra...
Hanavao ny mpitantana ny ivon-toeran’ny sarimihetsika sy sarimiaina malagasy (ISSM) ny minisiteran’ ny Kolontsaina sy serasera. Namoaka antso fahalinana tao...
Nanaovan’ny polisy misahana ny ady amin’ny zavamahadomelina hetsika manokana ny fisamborana andian-jatovolahy mpifoka rongony, teny Betongolo. Tra-tehaka tao...
Tsy fanafihan-dahalo tsotra fa ahiana ho valifaty no antony nanafihana ny tanànan’i Beombalahy, kaominina Anjomaramaritina, distrikan’i Mandoto, tamin’ny...
Nizotra an-tsakany sy an-davany, tamin’ny ankapobeny, ny fanadinana Cepe, tany Mahajanga sy Fianarantsoa, omaly. Nisy ihany tranga niseho tany amin’ny...