Tratra teo am-panendahana olona teny akaikin’ny Cenam 67Ha ny lehilahy roa nirongo antsy lava, ny alin’ny talata lasa teo. Polisy nanao fanamiana sivily efa...
Sokajy -Tapatapany
Amin’ny zoma 6 novambra 2020 no hanomboka ny fivoriam-baomiera handinihana ny Tetibolampanjakana 2021, eny amin’ ny Antenimieram-pirenena. Re fa...
Nahatratra 673 tapitrisa dôlara ny fitambaran’ny famatsiam-bola avy amin’ ireo mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara niadiana sy mbola...
Foana indray ireo datim-panadinana Cepe sy Bepc ary Bakalorea ho an’ny fanabeazana Katôlika, izay navoakan’ny Fitaleavana dioseziana misahana ny sekoly...
Hovitaina, amin’ity herinandro ity, ny fananganana ny vaomiera manokana mpanadihady sy mpanapaka an’ireo raharaha fanenjehana mpitondra ambony eo...
Tsy nisy, hatramin’ny omaly tolakandro, ireo fikambanana na antoko na vondron’olona nahazo alalana hanao hetsika ho fanamarihana ny datin’ny 13 mey 1972, ho...
Mitohy ny antso avo ataon’ireo firaisamonim-pirenena mivondrona ao anatin’ ny hetsika « Rohy » mikasika ny tokony hanaovan’ny governemanta tatitra ampahibemaso...
Miandry an’ireo volavolan-dalàna avy any amin’ny Antenimierampirenena ireo loholona etsy tamin’ny lapan’Anosikely vao hamaritra ny...
Nambaran’ny jeneraly Andriankaja Elack, mpandrindra ny Ivon-toeram-pibaikoana ny ady amin’ny tsimokaretina « Covid19 », omaly, tao amin’ny...
Nanomboka, tamin’ny alatsinainy teo, no nanokatra an’ireo fiangonana ao aminy ny Arsidiosezin’ny finoana katôlika any amin’ny...