Hiova indray ny lisitr’ireo kandida hitondra ny loko volomboarasy amin’ny fifidianana loholona, amin’ny 11 desambra 2020. Tontosa, tamin’ny herinandro lasa...
Sokajy -Raharaham-pirenena
Nafana ny tafatafa nifanaovan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina, niaraka tamin’ireo mpanao gazety tetsy amin’ny Studio an’ny...
Nifototra tamin’ny fanaovana tomban’ezaka tamin’ny ady natrehan’i Madagasikara tamin’ny valanaretina Covid19 sy ny fanarenana ny aratoekarena...
Niampy iray indray ireo fitoriana roa mifototra amin’ny fanoherana ny fanatanterahana ny fifidianana loholona, amin’ny 11 desambra 2020. Tafapetraka teny...
Hisokatra amin’ny besinimaro, ato ho ato, ilay birao manokana hisahana ny fanomezana torolalana ho an’ireo olom-pirenena mikarakara taratasim-panjakana...
Kandidà amin’ny fifidianana loholona avy amin’ny antoko Tanora malaGasy Vonona (TGV), naorin’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, no...
Manomboka ny fifandaminana amin’ny fiatrehana ny fifidianana loholona, amin’ny 11 desambra 2020, ireo antoko manohana ny fitondrana. Raikitra ny fandraisana...
Depiote 47 no tsy nahavita ny fanambaràm-pananany teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana, taorian’ny fandraisany toerana, tetsy Tsimbazaza. Mila...
Hovitaina amin’ny faran’ny volana oktobra 2020 avokoa ny fitsarana an’ireo fitoriana 475 momba ny fifidianana ben’ny tanàna farany teo, araka ny fantatra avy...
Nametraka taratasy fangatahana ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana momba ny tsy fahafenoan’ny fepetra hahafahana manatanteraka ny fifidianana...