Manamafy ny vinampampandrosoana nentiny nandritra ny nitantanany ny tanànan’Antananarivo, fony izy Filohan’ ny delegasiona manokana (PDS) teto an...
Sokajy -Raharaham-pirenena
Taona fanatanterahana vina ny taona 2022, hilofo sy hiasa mafy ary haingana isika ary tsy maintsy tafita i Madagasikara», hoy ny Filohan’ny Repoblika...
Tsy handany andro hamaly bontana an’ireo fanakianana sy fanenjehana azy intsony ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Asa ihany ny azy satria noporofoiny...
Tao Antsiranana renivohitra no nanombohan’ny fananganana ny akany fitaizana olona manana fahasembanana. Napetraky ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry...
Tsy ny governemanta ihany no hisy fanovana amin’ny ampahany fa tsy maintsy handalo fanadinana ihany koa ireo governora am-perinasa. Andrasana afaka herinandro...
Namoaka naoty mandidy an’ireo mpitsara hanafaingana ny raharaham-pitsarana eny anivon’ireo Tribonaly rehetra manerana an’i Madagasikara ny minisitry ny...
Tsy avy hatrany dia hisokatra tanteraka amin’ireo sidina rehetra avy any ivelany ny habakabak’i Madagasikara. Handeha miandalana izany, araka ny tapaka...
Handeha tsikelikely ny fifidianana an’ireo solontenan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) amin’ny endriny vaovao. Hisantatra...
Nahemotra amin’ny fotoana voafetra ny famolavolana an’ilay lalàna tokony hihatra amin’ny fandraisana mpiasampanjakana vaovao. «Mbola ho hita eo izay ho tohiny...
Amin’ny sabotsy 16 oktobra 2021 ho avy izao no hanatontosana ny fifidianana an’ireo mpikambana ao amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Io no...