Nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika ny depiote teo aloha iray rehefa avy avy natolotra ny Fitsarana, afak’omaly, tany Fianarantsoa. Voatonontonona...
Sokajy -Faritra
Ny Fampanoavana any Toamasina no misahana ny fanadihadiana tamin’ny raharaha niseho, tany Maroantsetra, izay nahafaty tovolahy notazonin’ny...
Namoy ny ainy vokatry ny fanafihan’andian-jiolahy nitondra basy sy lefona ny raim-pianakaviana iray manana omby maro tany Andranolaza-Manja, iray volana lasa...
Lefitry ny lehiben’ny distrikan’Antsalova izay mitana vonjimaika ny toeran’ny Lehiben’ ny distrika no natolotra ny Fitsarana tany Maintirano, omaly, araka ny...
Lavon’ny balan’ny polisy nandritra ny fanenjehana azy, tamin’ny harivan’ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany ny lehilahy iray,i Gena...
Niharan’ny fanafihana nataon’ny jiolahy miisa fito nitondra fitaovam-piadiana zava-maranitra maro ny tokantranon’ny teratany tiorka iray, any Vohitsara...
Olona roa, ankehitriny, no voatazon’ny zandary atao andrimaso any Tsaratanàna noho ny raharaha fakàna an-keriny ny kandida depiote iray tany an-toerana...
Ankoatra ny fandrobana ny omby fito amby valopolo teo an-tanàna dia nitondra olona natao takalon’aina ny dahalo nanafika, tany Ampondralava Mampikony II...
Velom-panahiana ny mponina sasany, any Maroantsetra, noho ny voalazan’izy ireo fisiana kandidà amin’ny fifidianana solombavambahoaka, izay mitady hialokaloka...
Mikaikaika ny mpitatitra mihazo an’Ambatondrazaka noho ny faharatsian-dalana rehefa fotoam-pahavaratra, toy ny eo Andranokobaka, Andranofotsy sy Andilamena ary...