Ny 70 sy ny 80%-n’ny ankizy 2 hatramin’ny 17 taona any amin’ny Faritra Anosy no mbola miaina anaty fahantrana lalina. Hobeazina sy hampiana...
Sokajy -Faritra
Zandary voatifitra Naratra voatifitra teo ambany heliny ny zandary iray, afak’omaly, tany Antsaha-Isorana. Teo am-panaraha-maso ny filaminan’ny tsena io...
Tsy namelan’ireo jiolahy raha tsy tapitra ny ain’i Toto Basile, Ben’ny tanànan’Ankirihitra-Ambato Boeny, tamin’ny alin’ny alarobia lasa teo. Notafihin’ny...
Nanararaotra ny fandalovany tany Antsiranana tamin’ ny fanomezam-boninahitra ny fiantsonan’ny sambo Indianina, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena ny Jeneraly...
Raikitra ny savorovoro. Mbola mitohy ny fitokonana ataon’ireo mpianatra sy mpampianatra ary mpandraharaha ao amin’ny lisea teknika (LTP) any Mahajanga...
Tovovavy 24 taona avy nanao fanadinana hidirana ho mpitsabo mpanampy ity hita tany Firavahana-Fenoarivobe ity, tamin’iny herinandro lasa iny. Lehilahy iray no...
Tara iray minitra mahery taorian’i Mampitraotsy, atletan’ny Cospn Boeny, i Hajanirina Andriamparany avy ao amin’ny Cosfa, nandritra ny...
Mbola any am-pelantanan’ny dahalo, araka ny vaovao voaray farany omaly, ny omby miisa valonjato voaroba tany Amborompotsy Ambatofinandrahana...
Basy lava miisa telo, niampy iray kely mbola nisy bala tsy nipoaka, samy vita tanana, ary bala maromaro no sarona nandritra ny fisamborana nataon’ny polisy tao...