Basy « Kalachnikov » miisa telo nisy namerina indray no voarain’ny zandary any Betroka, tao anatin’ny iray volana. Noho ny fanentanana...
Sokajy -Faritra
Natolotra ny Fampanoavana, herinandro taty aoriana, ny lehilahy iray voatondro ho namono zandary tamin’ny tsindron’antsy tany Mangatamboahangy...
Miandrandra ny fiverenan’ny fihodinan’ny orinasa mpamokatra siramamy ao Brickaville tokoa ireo mpo-nina any an-toerana, taorian’ ny fahaverezana asa tamin’ny...
Notafihin’ny andian-jiolahy nitam-basy ny banky iray tany amin’ny Bazarikely Toamasina, omaly antoandro. Tsy mbola nahenoana tatitra ny...
Nahatratra olona nitondra fitaovam-piadiana ny polisy manao sakana sy fisavana any amin’ny lalam-pirenena fahenina, any Ambanja, ny herinandro lasa teo...
Miaramilan’ny Tafika miisa efatra no niara-maty, omaly tokony tamin’ny 12 ora antoandro, vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tany Ambahatrazo-Manakara...
Mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly ilay raim-pianakaviana voahitsaky ny kamiao teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, tany...
Tsy mbola tratra ireo gadra roa lahy sisa tadiavina tamin’ireo enin-dahy nitsoaka ny fonjan’i Maroantsetra, tapa-bolana lasa izay. Mitohy ny...
Nahitana fatin-jazalahikely iray natsingevan’ny rano, tany Ranomafana Fianarantsoa, omaly antoandro. Voalaza fa efa tapaka ny tadim-poitrany. Tombanana...
Nifampitifitra ora efatra tamin’ny dahalo ireo miaramila avy amin’ny Tafika malagasy nalefa hampandry tany any Anosy, tamin’ny 23 avrily lasa teo. Naratra...