Hatairana ny an’ny fianakaviana tamin’ny fahitana ny vehivavy iray, 19 taona, maty nihatona teny ambony hazo tany Tsakoameloky Morondava, tamin’ny marainan’ny...
Sokajy -Faritra
Hadinodino ny fijerena an’ireo mararin’ny tazomoka. Mitombo isa ihany koa anefa ny olona efa namoy ny ainy any amin’ny faritra Atsimo. Mahafaty olona efatra...
Manao ny fanadihadiana amin’ny fikarohana an’ireo olon-dratsy nanafika sy namono olona telo mianaka tany Isoanala Betroka, tamin’ny harivan’ny alahady 10 mey...
Naiditra am-ponja vonjimaika, any AnkazondranoFianarantsoa ny « brigadier de police » iray sy serzà sefo iray ary lehilahy iray hafa, omaly. Vesatra efatra no...
Manohy ny fiandrasandraharaha, toy ny teo aloha, fotsiny ihany ireo mpitsara eo anivon’ny Fitsarana manokana misahana ny kolikoly (PAC). « Na misy aza ny...
Tonga tatsy amin’ny nosy Kaomôro, omaly, ny tambavy Covid-organics na CVO, fanomezana avy amin’ny fitondram-panjakana malagasy amin’ny fiarovana sy...
Nidera ny fihetsika nasehon’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny fiarovany ny tambavy CovidOrganics na CVO nandritra ny...
Hita tany AmpasimpotsyFenoarivo Atsinanana, tamin’ny 8 mey lasa teo, ny lehilahy iray nokarohin’ny zandary misahana ny heloka amin’ny tambajotrantserasera...
Naiditra am-ponja vonjimaika any Tsiroanomandidy ny Ben’ny tanànan’ny kaomina Ankerana Avaratra any amin’ny faritra Bongolava, tamin’ny faran’ny herinandro...
Ny zanany lahy, 21 taona, ihany no voarohirohy ho namono nahafaty ny vehivavy iray, 50 taona, tany Morondava, tamin’ny talata 5 mey lasa teo. Voasambotry ny...