Sokajy -Sombiny

Sombiny

Volley-ball

Mikasa hikarakara fifaninanana amin’ny taranja volley-ball, andiany voalohany, ny “Block-out”, izay fikambanan’ireo mpianatry ny Iscam ao anatin’ny sehatry ny...

Sombiny

Fanomezana

Nanantanteraka ny teny nomeny tamin-dRazafy Todisoa André na i Nahoda ny klioba amin’ny taranja baolina kitra 67City FC rehefa nahita ny gôdasiny rovitra...

Sombiny

Fitondrana fahatelo

Lany ho filohan’ny Fede­rasiona malagasy amin’ny taranja badminton faha­telony Ravalison Jean Aimé, tamin’ny alatsinainy lasa teo, teny Isoraka. Nifidy azy...

Sombiny

Lalao nihemotra

Nanapa-kevitra ny hampihemotra ny lalaon’ny Fosa Juniors FC sy ny FC Ilakaka ny fikambanan’ny klioba baolina kitra elita eto Mafadagasikara (CFEM) ao anatin’ny...

Sombiny

Baolina lavalava-Afrika

Handray anjara amin’ ny fifandonana telo ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny taranja baolina lavalava na ny Makis, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika...

Sombiny

Badminton

Hotanterahina, amin’ny 18 sy 19 janoary 2020, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny taranja badminton, etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano...

Sombiny

Basket-Ligy Boeny

Lasan’ny ekipan’ny Sepa avo­koa ireo amboara tamin’ny fifaninanana amin’ny taranja basket-ball « Challenge Bao­bab », teo amin’ny sokajy U14, notanterahina...