Ratsy toerana ny ekipan’ ny Zandarimariam-pirenena taranja basket ball, amin’ny fifaninanana “Basketball Africa League” andiany voalohany, tanterahina any...
Sokajy -Fanatanjahantena
Tsara famaranana ny taom-pilalaovana ho an-dRaveloson Rayan, mpilalao baolina kitra malagasy ao amin’ny Estac Troyes, any Frantsa, satria tafakatra ao amin’ny...
Fandresena dimy tamin’ ireo lalao roa ambin’ny folo vitany no azon’ny ekipampirenena malagasy taranja rugby lalaovin’olona fito sokajy vehivavy, nandritra ny...
Miditra amin’ny fihodinana faharoa ny lalao tsapa na ny « Sevens Solidarity Camp », amin’ny taranja baolina lavalava lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy...
Tapaka ny hevitra. Nanamafy ny fihemoran’ny dingan’ny fifanintsanan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany na ny “Mondial 2022” ny Kaonfederasiona Afrikanan’ny...
Miharatsy endrika ny baolina kitra malagasy. Manambana ny hanapaka ireo famatsiam-bolany amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) ny Federasiona...
Herinandro vitsy mialoha ny hirosoana amin’ ny fifanintsanan’ny fiadiana ny amboara eran-tany. Manomboka miseho lany ny olana izay manaratsy endrika indray...
Sarotsarotra ho an’i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasy, taranja baolina kitra, ny hanohy ny asany am-pitoniana. Maro ireo antony...
Hotanterahina any Dakara, Sénégal amin’ny 20 hatramin’ny 23 mey ho avy izao, ny andiany 2021 amin’ny fiadiana ny tompondaka an’i Afrika taranja judo. Atleta...
Fifandonan’ny samy Barea. Resin’ny Estac Troyes misy an-dRaveloson Rayan tamin’ny alalan’ny isa, 3 noho 1, ny Grenoble Foot 38, klioba...