Hotanterahina eny amin’ny kianjan’i Vontovorona ny lalao famaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligin’Itasy, amin’ity taom-pilalaovana ity. Hifanandrina...
Sokajy -Fanatanjahantena
Hafaliana no hita soritra teny amin’ny endrik’ireo telo vavy noentin’ny fikambanana “Terres en mêlées”, tany Frantsa, nandritra ny roa herinandro, omaly, tetsy...
Misongadina amin’ny fahaizany mitarika an’ireo mpiara-milalao aminy ao amin’ny ekipan’ny AS Adema i Jonah Randriamisaina, kapiteny, sady voahosotra ho mpilalao...
Isan’ireo taranja hampiasan’ny Malagasy mpilalao mpila ravinahitra amin’ny lalaon’ny Nosy andiany fahafolo hatao any Maorisy, amin’ny 19 – 28 jolay ho avy...
Toy ny fanaony isan-taona dia hotanterahina amin’ny sabotsy 2 marsa ho avy izao, eny amin’ny A/C Palace Ivato, ny fanolorana ny amboara sy mari-pankasitrahana...
Telo andro mialoha ny fiafaran’ny fanamafisana ny fandraisana anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja baolina kitra. Mbola ekipa folo...
Saika nisongadina avokoa ireo mpikatroka avy ao amin’ny klioban’ny Esca Antanimena, tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara taranja haiady judo sokajy...
Tontosa teny amin’ny kianjan’Alarobia, tamin’ny sabotsy lasa teo, ny fifaninanana niadiana ny ho tompondakan’Analamanga ho an’ireo atleta manana fahasembanana...
Lany hitantana ny Ligin’Analamanga taranja volley-ball i Léa Raharimalala, mpilalao fahiny. Resiny tamin’ny isam-bato 10 noho 5 i Hajanirina Rasamison, teo...
Fito taona taty aoriana. Norom-bahin’ny klioban’ ny seranam-piaramanidin’i Madagasikara (AS Adema) ny anaram-boninahitra, tompondakan’Analamanga, taranja...