Raharaham-pirenena Tapatapany

Volam-pifidianana

Omaly no tonga teo am-pelantanan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) ny vola hoentina mikarakara ny fifidianana ben’ny tanàna, hotanterahina amin’ny 27 novambra 2019 ho avy izao. Mitentina 21 000 tapitrisa ariary ny vola ilain’ny Ceni. Ny 7 000 tapitrisa ariary kosa dia ny fitondram-panjakana malagasy no hitantana azy eo amin’ny fanontana an’ireo antontan-taratasy rehetra saro-pady hampiasaina amin’io fifidianana io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra