Tapatapany Tranga samihafa

Taolam-patin-jazakely

Notazomina ao amin’ny biraon’ny kaomisarian’ny polisy any Ambalavao ilay taolam-patin-jazakely izay tratra noentina taksiborosy, afak’omaly. Fantatra ny olona heverina ho mahalala ny momba an’io razana io. Eo am-pikarohana azy ny polisy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra