Tapatapany Tranga samihafa

Rongony 34 kilao

Nahitana rongony 34 kilao ny gony roa nolanjain’ny lehilahy iray teny Anosizato, afak’omaly maraina. Nambarany fa tsy azy ireo entana ireo. Nitatitra izany ihany no nataony. Mitohy ny fanadihadiana . Efa karohin’ny polisy ny tompon’ireto rongony marobe ireto.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra