Fanatanjahantena Tapatapany

Lalao sivana

ndray lalao sivana iray hiakarana amin’ny fifaninam-pirenena amin’ny taranja baolina lavalava i Mahajanga. Hotanterahina amin’ny alahady ho avy izao ao amin’ny kianja Gradin ny fifandonan’ny Tam (Anosibe) sy ny Boeny Misoma.