Tapatapany Tranga samihafa

Halatra môtô

Tratra teo am-panosehana môtô halatra teny Isoraka ny lehilahy iray, 32 taona, tamin’ny alin’ny alarobia lasa teo. Ny tompon’io môtô io ihany no nahatratra sy nitondra azy tany amin’ny polisy. Niaiky ny fiampangana azy ilay voasambotra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra