Sosialy Tapatapany

Fotodrafitrasa

Hasiana fanatsarana ny tetezan’i Mangoro sy Antsapazana any amin’ny lalam-pirenena fahafoa mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Valo alina tapitrisa ariary ny teti-bola hanamboarana izany. Notanterahina omaly ny fanaovan-tsonia teo amin’ny masoivohon’i Japon eto amintsika sy ny minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy amin’ny fanatontosana ny asa.