Sosialy Tapatapany

Fambolena sy fiompiana

Hahazo fanohanana ara-teknika sy fandraharahana amin’ny voly fanondrana sy fiompiana ary famokarana anaty rano ny tantsaha amin’ny alalan’ny tetikasa “Farmer-to –Farmer”. Hahatonga ireo tantsaha hampitombo ny vola miditra aminy, amin’ny alalan’ny fampiasana vola tsara kokoa. Mpilatsaka an-tsitrapo telopolo no hiara-hiasa amin’i Madagasikara.