Tapatapany Tranga samihafa

Fanafihana sarety

Notafihin’ny andianjiolahy ny sarety iray nisy lehilahy roa sy vehivavy roa nandeha tany amin’ny lalam-pirenena fahasivy, tany Ankoreo Toliara, tamin’ny sabotsy lasa teo. Noratrain’ireo olon-dratsy ireo olona efatra nandeha sarety. Voaroba ihany koa ny entana teny amin’izy ireo.