Tapatapany

Tosika ho an’ny mpanakanto

Mitohy ny hetsika fanampiana mpanakanto na ny #MeinOrt an’ny Cercle  Germano-Malagasy (Cgm/Gz) Analakely. Nahatratra  am-polony mahery ireo tetikasa noraisina hatramin’ny niandohan’ny fihibohana ny volana marsa lasa teo. Sehatra hivelarana sy tohana ara-bola no atolotry ny #MeinOrt ho an’ireo mpanakanto mandritra izany. Samy efa voasolo toerana avokoa ny Mozika, Slam, hira, dihy, tononkalo ary maro ireo tetikasa tsy mbola tafavoaka eo amin’ny pejin’ny Cgm/Gz.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra