Tapatapany

Mpilatsaka an-tsitra-po

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina teny Ivato, omaly, ny fiaramanidina nitondra an’ireo olona tsara sitrapo avy any ivelany hanampy an’ireo mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fiahiana an’ireo olona marefo ara-pahasalamana eto amintsika, ao anatin’izao ady amin’ny valanaretina Covid-19 izao. Ny fandaharan’asa iraisam-pirenena misahana ny sakafo (PAM) no nikarakara an’io sidina io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra