Tapatapany

Fitsidiham-paritra

Mitohy ny fitetezam-paritra ataon’ireo minisitra ho fanaraha-maso sy fanamafisana ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ivelan’Analamanga. Ankoatra ny fifanakalozana amin’ireo manampahefana isam-paritra momba ny paikady mahomby amin’izany ady izany, dia misy hatrany ny fanomezana  fanafody fitsaboana ny Covid19 sy fampitaovana ara-pahasalamana ary fizaràna ny tambavy Covid-19 any amin’ireo toerana tsirairay handalovan’ireo ministra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra