Tapatapany

Fitaovam-piadiana

Naiditra am-ponja rehefa avy natolotra ny Fampanoavana, afak’omaly, ny lehilahy roa voatondro ho mpivarotra sy mpamatsy basy ny jiolahy mpanafika any Ambatondrazaka. Nogiazana ny basy poleta telo niaraka tamin’ny bala sivy sy ny basy lava roa tratra teny amin’izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra