Tapatapany

Fandoavana karama

Miantso ny fitondram-panjakana hanampy azy ireo amin’ny fandoavana ny karaman’ireo mpiasa voatery najanona amin’ny asany sy ny fandoavana ny faktioran’ny Jirama nandritra ny telo volana ireo mpisehatra amin’ny fizahantany. Miantoka ny ain’ny sehatra misy azy ireo sy ny fanarenana ny fatiantoka nateraky ny valanaretina Covid-19 izany fanampiana izany, raha ny fanambaran’ny Filankevi-pitantanan’ireo efitrano fisakafoanana sy efitrano fandraisam-bahiny (Fhrom), omaly.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra