Tapatapany

Fanampiana mpanakanto

Tapitra ny fandraisana anjara faharoa  amin’ilay fifaninanana « Demain sera mien ». Misy ny horonantsary fampahafantarana ireo mpanakanto voafidy tamin’ny andiany voalohany eo ampiandrasana ny lisitr’ireo tetikasa hahazo indray ny fanohanana avy amin’ny tahiry « Fonds de dotation HY ».  Folo mianadahy no voafantina teo aloha, ka tafiditra ao amin’ny loka ho azy ireo ny fanapariahana ny kantony ankoatra ny  tohana ara-bola. Mbola an-tambajotra hatrany anefa izany noho ny fiverenan’ny fihibohana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra