Tapatapany

Asan-dahalo

Notafihin’ny dahalo ny tanàna iray, tany Tsinjoarivo Imanga, faritra Bongolava, tamin’ny alin’ny alatsinainy lasa teo. Nisy ny omby voaroba. Am-polony kosa ireo olona naratra, araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Olona riay hafa namoy ny ainy tany amin’ny hopitaly. Mandeha ny famotorana amin’ity raharaha ity sy fanenjehana an’ireo mpangalatr’omby

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra