Tapatapany

Andro tsy fiasana

Nampahatsiahivin’ny minisiteran’ny Asa tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny maha andro tsy fiasana nefa handraisan-karama ny fetin’i Eid Al Adha sy ny Eid Al-Fitr ho an’ny finoana silamo, amin’ny 31 jolay ho avy izao. Manan-kery manerana ny Nosy io naoty io, araka ny fanambaràna. Efa nohamarinin’ny Fikambanana Silamo Malagasy tany amin’ny minisitera fa io daty io no hankalazana an’iretsy fety roa iretsy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra