Raharaham-pirenena Tapatapany

Tetikasa IEM

Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotel Carlton , omaly ny firoson’ny fanatanterahana ny tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry na ny « Iem ». Nambaran’ny minisitry ny Toekarena sy ny vola, Randriamandranto Richard tamin’izany fa efa betsaka ireo mpandraharaha no resy lahatra hamatsy vola an’io tetikasa io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra