Tapatapany Tranga samihafa

Fanendahana teratany vahiny

Lasibatry ny mpanendakana ireto mpivady teratany vahiny nandalo teny Mahamasina, tamin’ny ssbotsy tolakandro. Dimy lahy nitondra antsy no nanakana azy ireo. Voaroba tamin’izany ny sakaosy. Niantso vonjy ireo voaendaka. Nifanenjehan’ny olona sy ny pôlisy ireo olon-dratsy. Tratra tsy lavitra teo ny iray izay tovolahy, 19 taona. Naiditra am-ponja vonjimaika ity farany.