Sombiny Sosialy

Toetrandro

Alizay malefaka tsy marin-toerana no nambaran’ny eny amin’ny sampana famantarana ny toetrandro fa mamaritra ny toetry ny andro eto amin’ny faritra Analamanga. Hiakatra kely ny mari-pana ambony, anio sy rahampitso. Hisy fidinany kosa izany, manomboka amin’ny alakamisy. Ho volon’andro ririnina indray ny toetrandro, aorian’izay.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao