Tapatapany Tranga samihafa

Mpitondra môtô

Nindaosin’ny fahafatesana tamin’ny lozam-pifamoivoizana nihatra tamin’ny môtô nentiny ny lehilahy iray mpiasan’ny Fari-piadidiam-pampianarana, any Vatomandry, afak’omaly. Nifandona tamin’ny kamiao an’ny orinasa lehibe iray eto an-drenivohitra tany AmpasimbeBrickaville ny môtô notaingenan’itsy namoy ny ainy itsy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao