Sombiny Sosialy

Fanesorana toeram-pivarotana

Namerina nampiakatra ny raharaha mikasika ny fanesorana ireo mpivarotra etsy amin’ny Esplanade Analakely eny amin’ny Filankevipanjakana ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA). Efa namoaka didy nanome rariny an’ireo mpivarotra io filankevitra io, volana vitsy lasa izay.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao