Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanenjehana mpitondra ambony

Hanomboka, anio, ny fivorian’ny vaomiera misahana ny fanenjehana an’ireo mpitondra ambony ao amin’ny Antenimieram-pirenena. Nandrasana ny fahatongavan’ireo solombavambahoaka sasany eto an-drenivohitra, araka ny fanazavana nentin’i Tsabotokay Honoré, filohan’io vaomiera io, omaly. Haharitra efatra andro ny fivoriam-baomiera.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao