Tapatapany Zavakanto

Tahala Koreana

Eny amin’ny tranomboky Ankatso no misy ny “Tahala Koreana”, toerana iray hahafahana milona ao anatin’ny kolontsaina koreana. Mivoha isaky ny talata sy alakamisy manomboka amin’ ny 11 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro ny ivon-toerana. Misy boky samihafa momba ny fiteny koreana, ny sakafo, ny mozika na koa ny kolontsaina koreana amin’ny ankapobeny eny an-toerana. Misy ireo olona afaka mandray sy manazava amin’ireo izay liana hahalala rehetra. Eo ihany koa ny fitaovana afaka ampiasain’ireo te handranto fahalalana bebe kokoa momba ity firenena ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra