Tapatapany Zavakanto

Hosodoko

Afaka herintaona no hitsangana ny Mozéa natokana ho an’ i Rolland Raparivo, andrarezin’ ny hosodoko malagasy nindaosin’ny fahafatesana volana maromaro lasa izay. Manangona ny tantarany ireo fianakaviana amin’izao fotoana izao. Amin’ ny volana novambra ho avy izao kosa no hatao ny lanonam-pahatsiarovana ny herintaona nahafatesa ny miaraka amin’ireo mpanao hosodoko namany sy ireo taranaka taty aoriana. Efa mandimby azy amin’ny famokarana hosodoko ny zanany, Tiana Raparivo, izay vao nampiranty ny sanganasany tetsy amin’ny Aft Andavamamba.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra